NY FOMBA FANAOVAN’NY MPAMINANY (صلى الله عليه وسلم) SWALAT SY NY FOMBA FANAOVANA WOZO
تأليف :
ترجمة:
مُراجعة:
الناشر:
نبذة مختصرة
Ity dia boky bely manazava amintsika an-tsary ny fomba fanaovan’ny Mpaminany Swalat sy ny fomba fanaovana Wozo. Hoy indrindra ny mpanoratra azy ao amin’ny teny fampidirana hoe:"Indro teny fohy, manazava ny fomba fanaovan’ny Mpaminany (SAW) Swalat; atolotro ho an’ny mpino Islamo rehetra, lahy sy vavy, mba hahatonga an’izay rehetra mamaky azy ity hiezaka haka tahaka azy (SAW) amin’izany, araka ny teniny manao hoe:"Ataovinareo tahaka ny nahitanareo ahy nanao azy ny Swalat". Notaterin’i Al-bokhàri". Koa manentana antsika rehetra mba hamaky an’izany sy hanazava an’izany amin’olona.
- 1
SWALAT SY NY Fomba Fanaovana WOZO
PDF 1.9 MB 2019-05-02
- 2
SWALAT SY NY Fomba Fanaovana WOZO
DOCX 27.8 MB 2019-05-02
التصانيف العلمية:
راسل المشرف
- 1
SWALAT SY NY Fomba Fanaovana WOZO
PDF 1.9 MB 2019-05-02
- 2
SWALAT SY NY Fomba Fanaovana WOZO
DOCX 27.8 MB 2019-05-02
Follow us: