(1) Mianiana Aho amin'ny fotoana.
(2) Fa tena marina, ny olombelona dia ao anatin'ny fahaverezana.
(3) Afa-tsy ireo izay nino sy nanao ny asa soa ary nifanananatra ny amin'ny fahamariana, sy nifananatra ihany koa tamim-paharetana.