(1) Moa tsy efa nosokafanay ve ny tratranao,
(2) Ary efa nesorinay taminao ny enta-mavesatra,
(3) Izay nitambesatra tao an-damosinao.
(4) Ary nasandray ho ambony ny anaranao
(5) Tena marina fa aorian'ny fahasarotana dia ny fahamorana.
(6) Eny ! Aorian'ny fahasarotana dia ny fahamorana.
(7) Ka rehefa malalaka ianao dia mitsangana.
(8) Ary manĂ na faniriana ho any amin'ny Tomponao.