110 - An-Nasr ()

|

(1) Rehefa tonga ny famonjen'I Allah sy ny fandresena.

(2) Ary hahita andian'olona maro hanaraka ny finoan'I Allah ianao.

(3) Dia hankalazao ny voninahitry ny Tomponao ary mibebaha Aminy, fa Izy no ilay feno famelan-keloka.