108 - Al-Kawthar ()

|

(1) Tena marina tokoa fa nomeko anao ny fahasoavana sesehena.

(2) Koa mivavaha amin'ny Tomponao ary manolora sorona ho Azy.

(3) Fa izay mankahala anao, dia izy no ho lany tamingana tsy hanan-taranaka .