(1) Lazao hoe : "mitady fiarovana avy amin'ny Tompon'ny olombelona aho.
(2) Ilay mpanjakan'ny olombelona.
(3) Andriamanitry ny olombelona.
(4) manoloana ny ratsy ataon’ny mpibitsibitsika miafina
(5) izay maka fanahy ny fon’olombelona,
(6) Na avy amin'ny jiny (Angatra / Matoatoa) izany na avy amin'ny olombelona izy ireny."