(1) Lazao hoe : "Allah dia Tokana."
(2) Allah ilay hany ianteheran'ny rehetra.
(3) Tsy niteraka Izy no tsy nateraka ihany koa.
(4) Ary tsy misy na dia iray aza mitovy Aminy.