(1) Lazao hoe : "Izaho dia mitady fiarovana avy amin'ny Tompon'ny maraina vao mangiran-dratsy,
(2) manoloana ny haratsiana ataon’ny zavatra nohariany
(3) sy ny kitroky ny aizina rehefa alina tanteraka ny andro
(4) Hanohitra ny haratsian'ireo mpamosavy, mpitsoka amin'ny vona Izy,
(5) sy ny haratsian’ireo mpialona rehefa velom-pialonana