106 - Quraish ()

|

(1) Nohon'ny amin'ny fifanarahan'ireo koraisy.

(2) Ilay fifanarahan'izy ireo amin'ny fandehanana mandritra ny ririnina sy amin'ny fahavaratra.

(3) Dia aoka hanompo ny Tompon'ity trano masina ity izy ireo.

(4) Dia Ilay nampisakafo azy ireo tamin'ny hanoanana ary nanome fandriam-pahalemana azy ireo tao anatin'ny tahotra.